Mpiara-miasa Nomerika — Madagasikara
Ny kalitao
Tranonkala, vokatra SaaS, fampiofanana ary automatisation — atolotra haingana kokoa noho ny hafa rehetra, miaraka amin'ny kalitao avo lenta sy vidiny mora.
Hafainganana
Fahatokiana
Kalitao
Ny Sehatra Fahaizanay
Mpiara-miasa iray, fahaizana efatra
Avy amin'ny tranonkala ka hatramin'ny vokatra SaaS, avy amin'ny fampiofanana ka hatramin'ny automatisation : ny vahaolana tsirairay dia natao ho anao.
Mila serivisy manokana ve ianao?
Ny Asan'izahay
Tetikasa izay manome aingam-panahy
Mahita safidy amin'ny asa farany nataonay. Ny tetikasa tsirairay dia tsy manam-paharoa ary natao hihoatra ny fanantenana.
Gaga amin'ny asan'izahay ve ianao?
Izay lazain'ny mpanjifa
“Mahomby ary tena mihaino: Maikagency dia namorona portfolio izay mitovy tamiko 100%. Dingana lehibe ho an'ny asako izay tsy nanenenako mihitsy! Nihoatra tanteraka noho ny nantenaiko ny zavatra nataon'izy ireo, ary tena tao anatin'ny fotoana fohy.”

Ria Nou
Mpaka Sary Professional
“Vitan'ny zareo tanteraka ny fanavaozana ny tranonkalanay, ary tena latsaky ny herinandro ny nanaovan'izy ireo azy! Nohatsarain'izy ireo ny design, ny visibilité ary ny expérience utilisateur. Tena manao ny Maikagency sady matihanina mintsy.”

Sambatra Rakotonirina
CEO et Fondateur - KadoaS
“Faly tanteraka aho tamin'ny serivisin'i Maikagency: manaja fe-potoana ary tena sarobidy ny fanolorana hevitra nataon'izy ireo. Ny PMS natolotry zareo tamiko dia nampahomby ny fotoanako sy ny fizotran'ny asako, ampirishikao mihintsy ianareo tsy hisalasala.”

Iry Fitia
Founder et CEO - Irys Flamingo
“Mahomby ary tena mihaino: Maikagency dia namorona portfolio izay mitovy tamiko 100%. Dingana lehibe ho an'ny asako izay tsy nanenenako mihitsy! Nihoatra tanteraka noho ny nantenaiko ny zavatra nataon'izy ireo, ary tena tao anatin'ny fotoana fohy.”

Ria Nou
Mpaka Sary Professional
Ovao ho zava-misy ny fahitanao
Mifandraisa aminay androany hiresaka momba ny tetikasanao. Valiny azo antoka ao anatin'ny 24 ora miaraka amin'ny tolo-kevitra manokana sy tombana amin'ny antsipiriany.
- Fifampidinihana maimaim-poana
- Tombana manokana
- Fanohanana natokana
24 ora
Valiny azo antoka
Tafiditra
Fanitsiana ny tetikasa
<1 herinandro
Fe-potoana fanaterana
7/7
Fanohanana ara-teknika